Teny iditra sompanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-balala lehibe sady matanjaka, fahita amin' ny tany mafana lava bozaka. (Valala vavy lehibe toy ny adrisa ny sompanga ka noheverin' ny ntaolo ho tsara sy ambony fa hoy ny mpikabary raha miala tsiny: "Tsy mba ny sompanga mpiantendro vero izahay fa ny kijeja mifanafosafo amin' ny ahipalana") [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a species of grasshopper [3.1]
Famaritana frantsay une espèce de sauterelle [3.1]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  valala
Ohatra ary sompanga no ody zaza halainao ao. [Dahle: Angano, takila 7]
Teny nalaina 

2017/04/24