Teny iditra sonaina (sona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra bataina na aingaina amin' ny tanana roa, izay ahodidina azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on soulève, qu'on porte en mettant le bras tout autour [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sonaina, sonaiko, sonainao, sonainy, sonaintsika, sonainay, sonainareo, sonain', sonain-, sonaim-, sonai-
Ny lasa : nosonaina, nosonaiko, nosonainao, nosonainy, nosonaintsika, nosonainay, nosonainareo, nosonain', nosonain-, nosonaim-, nosonai-
Ny hoavy : hosonaina, hosonaiko, hosonainao, hosonainy, hosonaintsika, hosonainay, hosonainareo, hosonain', hosonain-, hosonaim-, hosonai-
Filaza mandidy : sonay, sonao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20