Teny iditra sondriana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2010/12/17