Teny iditra sondry
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Sotrokely nampisotroana tangena ny olona, nampinomina taloha [Rajemisa 1985]

Teny iditra sondry
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Ilazana olona izay fohy ny orony sy ny tarehiny; olona petaka orona sy iva loha [Rajemisa 1985]

Teny iditra sondry
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] tranovorona, vatampaty (faty lena) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra sondry
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   cône
¶ sondrin'aloka: cône d'ombre. [Voambolana: Fizìka] [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   kitsoloha

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09