Teny iditra songona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihoarana ny hafa mifaninana amin' ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran' olona ho an' ny tena
¶ Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Songom-barotra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/02/23