Teny iditra sonia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny anaran' ny tena, izay soratana amin' ny fomba manokana sy tsy miova eo ambanin' ny taratasy soratana ka enti-manamarina ny nanoratana an' io taratasy io: Manisy sonia ny fanekena ifanaovana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a signature [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay signature [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: signer.
Ohatra 
1Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [Andraina: Mitaraina, takila 121]
2Sady izy koa no manao sonia ny toe-karama, ka inona no mampatahotra an' ialahy eo! [Andraina: Mitaraina, takila 186]
Teny nalaina 

Teny iditra sonia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-kafa ilazana ny ala volon-jaza [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/06/13