Teny iditra sonia tsara
Singan-teny sonia ; tsara
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vondrom-bolo alana eo ambony sofina havanana izay afangaro amin' ny hanina (saonjo) ifandrombahan' ny vehivavy maniry zaza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16