Teny iditra sononoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana moramora ary amim-pifaliana; fisosana tsy misy manelingelina na mitontona na mitonjina; ilazana koa ny fiainana milamina na ny raharaha mizotra amin' ny fahatanterahana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/10/08