Teny iditra sony
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [ soñy ] molotra [Sihanaka, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   (teny tranainy) Molo-tsobika [Rajemisa 1985]
   molotra [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   lèvres [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   somy

Teny iditra sony
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   vavam-borona [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   bec [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra sony
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   arêtier [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra Sony
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Sony, Sonì: [Baiboly]
Dikanteny anglisy   Shuni [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Shuni [Baiboly]
Voambolana  

Teny iditra Sony
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Dikanteny anglisy   Shuni [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Shuni [Baiboly]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Sonì
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/07