Teny iditra sorapotsy (soratra, fotsy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] Fomba fanasitranana voalaza ao anatin' ny Sorabe momba ny karazan' aretina samihafa sy ny toe-java-tsarotra eo amin' ny fiainana ilana ny asan' ny hery tsy hita [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/13