Teny iditra | soratà | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Olomaty, vazaha (tenin-tsikidy) [1.78] | |
Teny iditra | sorata | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Ray aman-dreniny, na izay niteraka na tsy niteraka (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353] | |
Fivaditsoratra | saotra, soratà, tarosa, tsarao |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |