Teny iditra | sora-tanana | |||
Singan-teny | sora- (soratra) ; tanana | |||
Sokajin-teny | kambanteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | Soratra nataon' ny tanana [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Manuscrit [1.13] | |||
Ohatra | Fenoiko ny banga ary adikako soratanana ny teny azoko avy eo.
[2.442] | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | anatsorana, sora-tanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |