Teny iditra Soratra Masina (soratra, hasina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tenin' Andriamanitra voasoratra, izany hoe olona ihany no nanoratra azy fa Andriamanitra no nanoro sy nampanoratra [Rajemisa 1985]
Boky manontolo Baiboly iraizotra
Fitanisam-boky Rabary: Ny Baiboly

2017/07/26