Teny iditra soratrandra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra sorapohy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31