Teny iditra sori-bilana
Singan-teny soritra ; vilana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Soritra manavaka na manasaraka ny volo, tsy eo afovoany fa amin' ny ilany havia na havanana (ny soritra eo afovoany kosa dia atao hoe vaky tampona) [1.1]
Voambolana 
Tohi-kevitra 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19