Teny iditra soritana (soritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko
Marihina: Sorito izay anao amin' ireo zavatra ireo
Tsara hosoritana fa tsy miantoka ny very izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be carved or engraved [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on trace, grave, sculpte [1.8]
Ohatra Soritana roa ny volo amin' izany vaky volo izany. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : soritana, soritako, soritanao, soritany, soritantsika, soritanay, soritanareo, soritan', soritan-, soritam-, sorita-
Ny lasa : nosoritana, nosoritako, nosoritanao, nosoritany, nosoritantsika, nosoritanay, nosoritanareo, nosoritan', nosoritan-, nosoritam-, nosorita-
Ny hoavy : hosoritana, hosoritako, hosoritanao, hosoritany, hosoritantsika, hosoritanay, hosoritanareo, hosoritan', hosoritan-, hosoritam-, hosorita-
Filaza mandidy : sorito
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20