Teny iditra soritra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsipika natao fetra na fanavahana zavatra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a mark, a trace, a line [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay marque, ligne, trace [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Namela soritra lalina tao an-tanàna anefa iny. [Andraina: Mitaraina, takila 41]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31