Teny iditra soritra mirahale
Singan-teny soritra ; mira ; hale
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Biloka hita eo amin'ny faritany milaza fa mitovy ny fatran'ny rotsakorana eo amin'ny faritra izay lalovany roandritra ny vanim-potoana iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Courbe isohyète [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tsipi-mirahale

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19