Teny iditra soritse
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] fanomezana hoan'ny rafozan-dahy sy zodahy avy amin'ny vintantolahy na zaodahy ahazoana mihinana sakafo atolony azy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra soritse
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] ran'akoholahy, ran'omby anaovana alafady [Rakotosaona 1972]

2012/01/09