Teny iditra sorohitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Voronkely vasobaso-bolo fahita eny an-ts [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   alouette [Rajemisa: Vakoka]
Ohatra   Fantatr' I Lidy ny hamangan' ny rivotra eny aminy, ny vohitra sy ny lohasaha manoloana ny tanànany, ny vahilava sy ny tamboho manodidina, ny hitsin-dalana rehetra fitsoriahan' ny sorohitra sy ny bibilava, ny toerana fiandrasana omby sy ny fandrorisana ahitra... [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 175]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   iboria
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/13