Teny iditra | soronina (sorona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (afo) Karakaraina amin' ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be tended (of a fire) [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action d'attiser le feu; qu'on attise [1.8] | ||||||||
Ohatra | Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa.
[2.470] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | sinorona, soronina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |