Teny iditra sosoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kofehy asisika amin' ny fahan' ny lamba iray efa misy marambato mba hanamafy azy
¶ Izay anampy ny efa misy
¶ Izay ambolena asolo ny efa tsy naniry [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay reprise [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Novidina vaovao ihany daholo izany akanjonay rehetra izany, saingy ela mihitsy vao nisolo, ka zary efa feno sosoka sy tampitampina daholo. [Andraina: Mitaraina, takila 10]

2012/09/28