Teny iditra sosona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra atao ao anatin' ny zavatra hafa iray hanatevina azy: Asivy sosona ny kapaotiko fa mangatsiaka ny andro
Laharana faharoa amin' ny zavatra iray: Vavahady roa sosona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A layer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Couche; doublure [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny Hady folo sosona (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11