Teny iditra sosotra
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny am [...]
Mitovy hevitra: kirikirina ~ letra ~ lotika ~ madikidiky ~ malonilony ~ mandongilongy ~ marikoriko ~ sendaotra ~ tezitra [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   vexed, annoyed, at the point of becoming angry [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ennuyé, vexé au point de s'énerver [Hallanger 1974]
Ohatra   Tsy tezitra na sosotra kely akory anefa izy fa nandinika an-kamoràna ny anatra feno fahendrena nomanin' ny lahy ho azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 109]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/28