Teny iditra sosy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Sompatra, mitady izay hanimbana ny sasany: Ravao iny koa sosy mahasosotra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra sosy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tezitra [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 

Teny iditra Sosy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Susi [Baiboly]
Famaritana frantsay Susi [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Sozì
Teny nalaina 

2015/09/07