Teny iditra sotasota
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ady, fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana: Mila sotasota foana io vehivavy io
Mitovy hevitra: mila ady ~ mila antsongony ~ mila antsontsany ~ mila kisa ~ mila sotasota ~ mila tonony ~ mila vaniny ~ mila voatsiary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a quarrel [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay querelle, dispute [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Raha tsy mifamaly amin-dRarivo zanany izy, dia ilan-dRasikina vinantovavy sotasota am-karazan-javatra maro tsy voatanisa [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 119]

Nohavaozina tamin' ny 2014/11/02