Teny iditra sotro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava: Misy sotro vy, misy sotro hazo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a spoon [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay cuillère [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro [Rajohanesa: Kintana]
2Dia mandray sotro ilay vangiana ary mihinana. [Andraina: Mitaraina, takila 174]

Teny iditra sotro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin' ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro ranon' akoho: ny kely azo iandrandrana
¶ enti-milaza ny tokony hankasitrahana an' Andriamanitra amin' izay soa omeny, na dia kely aza [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de boire [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra sotro
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay appellation botanique: Phylloxylon [Rakotovao: Bois]
Voambolana 
Anarana siantifika Phylloxylon
Teny mitovy hevitra harahara ~ tsiavango ~ voafatra

2015/10/01