Teny iditra sotroina (sotro)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy (rano) Entina ao am-bava na trohina amin' ny vava dia atelina: Sotroy ny fanafody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be drunk, to be imbibed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on boit [1.8]
Ohatra Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy; [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sotroina, sotroiko, sotroinao, sotroiny, sotrointsika, sotroinay, sotroinareo, sotroin', sotroin-, sotroim-, sotroi-
Ny lasa : nosotroina, nosotroiko, nosotroinao, nosotroiny, nosotrointsika, nosotroinay, nosotroinareo, nosotroin', nosotroin-, nosotroim-, nosotroi-
Ny hoavy : hosotroina, hosotroiko, hosotroinao, hosotroiny, hosotrointsika, hosotroinay, hosotroinareo, hosotroin', hosotroin-, hosotroim-, hosotroi-
Filaza mandidy : sotroy
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20