Teny iditra soy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra mangimike ~ pariamaso ~ ramanjereke ~ siay ~ sitaromaso ~ tsaramaso
Ohatra Ny tsikirity manina,
ary ny soy malahelo;
[Fox: Hainteny, laharana 271]

Teny iditra soy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanala] mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora) [Rakotosaona 1972]

2013/06/13