Teny iditra spaoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. sport] Anarana iantsoana ireo fanatanjahan-tena isan-karazany omena endrika lalao, lalao samy maka ho azy na mifanao andaniny, ka manaraka fitsipika efa raikitra [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: sport.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31