Teny iditra sy
Sokajin-teny   mpampitohy [firaketana]
Famaritana malagasy   Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny): Ny saka sy ny alika / Tsara sy ratsy / Mihinana sy misotro [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   and [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   et [Hallanger 1974]
Ny bikany  
sy
-tsy
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   amana ~ ary ~ mbamy ~ dia ~ ka

Teny iditra sy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fifiahara fary [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   sahy

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/17