Teny iditra |
ta
|
Sokajin-teny | kianteny
|
Famaritana malagasy | Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho:
Ta hatory, Te hisotro, Te hody [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses :
ta-hanào: to want to do [Richardson 1885]
|
| prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as :
ta-hanào: to want to do something [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.:
ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [Hallanger 1974]
|
Mpanahaka |
te- ~
ti- |
|
Teny iditra |
ta
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Tanosy]
tanalahy [Rakotosaona 1975]
|
Fandikana anglisy | a provincial word for a chameleon. See Tana [Richardson 1885]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
ta
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana ¶ Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [Richardson 1885]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
ta
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Taisaka]
fitazonana [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
ta
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana anglisy | [Provincial]
a lamp. [Swa. taa.] [Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
ta~
|
Sokajin-teny | tovona
|
Famaritana malagasy | Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny
[Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
ta
 |
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana frantsay | an' ialahy, an' ise [Rakotonaivo 1993]
|
|
Teny iditra |
TA
 |
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny)
|
Famaritana frantsay | Tananarive Antsirabe [3.1]
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
|
Teny iditra |
Ta
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fandikana malagasy | Singa mivaingana, faha-73 amin'ny firaketan'i Mendeleiev.
[3.1]
|
Fandikana anglisy | Tantalum. [3.1]
|
Fandikana frantsay | Tantale. [3.1]
|
Voambolana |
|