Teny iditra taba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Korontana, fitsako sy fambosibosika eo am-pihinanana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay action de saisir avidement avec la main et de manger goulûment, de remuer, de bouleverser [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra ta (taba)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] asa, lahasa [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] asa [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a hindrance, an obstacle
¶ hindered, occupied: taba aho, I am engaged [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31