Teny iditra tabaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza fidiran' olona na biby na zavatra indray miaraka betsaka. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tabaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahabetsahana azo anaranam-po. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tabaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tehina be, langilangy na kibay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra tabaka
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana anglisy  [Provincial] a word for Dabaka and dobibika [Richardson 1885]

Teny iditra tabaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] paraky [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] paraky arapaka [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy the tobacco plant or tobacco. Nicotiana tabacum. (Betsim.) Same as Paraky, Tsitata (Bara), Tobaka (Tanosy), and Lobara (Bara) [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Nicotiana tabacum
Teny mitovy hevitra tabake

Teny iditra tabaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] a kind of fish [Richardson 1885]
Voambolana 

2012/03/04