Teny iditra tabariaka (taba, riaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiparitadritahan-javatra etsy sy eroa. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy The rippling or rushing of water, or several streams. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2013/06/14