Teny iditra tabataba (taba)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble] [Richardson 1885]
 noise, racketder [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion [Abinal 1888]
 bruit, tapage [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Ohatra 
1Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [Rajohanesa: Kintana]
2kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [Andraina: Mitaraina, takila 77]

Teny iditra tabataba (taba)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna
¶ fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947 [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy political tumult [Richardson 1885]
Famaritana frantsay trouble, désordre [Abinal 1888]
Famaritana anglisy political upheaval, civil disorder [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay révolution, tumulte politique [Abinal 1888]
 tumulte politique, rébellion [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ohatra Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga. [Andraina: Mitaraina, takila 207]

2013/06/19