Teny iditra tabiha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona heverina ho voninahitra ny fananana azy, rehareha: Ho tabihan' ny tanindrazana ianao rahatrizay raha mianatra tsara [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy state, pomp, splendour, equipage. Generally used of the retinue of the sovereign, or some manifestation of the glory of the kingdom. [Richardson 1885]
 glory, honor [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay gloire, honneur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 force [Abinal 1888]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Miravaha fahalehibiazana sy tabiha ianao, ary mitafia famirapiratana sy voninahitra; [Baiboly: 22:040:010/Joba 40:10..]

Teny iditra tabiha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry fihinam-boa, andrahoina mba hampahatsiro ny laoka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay tomate, pomme d'amour [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Solanum lycopersicum
Mpitovy hevitra voatabiha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31