Teny iditra tabotetaka (botetaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetrahana mibahana; fipetrahana, ka ny fitombenana mivelatra sy mitsotra amin' ny iva sy ambany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Sampanteny 

2013/06/19