Teny iditra tady
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kofehy; ireo kiran-javamaniry samihafa azo atao kofehy amatorana: Makà tady hamehezana ny entana
¶ Famolaina: Efa nahitsy tamin' ny tady ity lalana ity [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a cord, a rope. Taly is used in the provinces. [Mal. tali.] [Richardson 1885]
 a rope [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay corde [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay corde, cordon [SLP 1986]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Nony tapaka ilay tady, nividianany tady vy. [Razafiarivony: Harivolana, takila 207]
2Toko telo mahamasa-nahandro, tady telo olana saro-tapahina. [Rinara 1974]
Teny nalaina 

Teny iditra tady
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fizahana, fikarohana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (root) [Richardson 1885]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2015/11/15