Teny iditra tady mahazaka (tady, zaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay grosse corde [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Ny fitopin' ny masony sy ny fitsikin' ny molony vao mainka koa tady mahazaka nandrohizany an' ise! [Rajaonarivelo: Bina, takila 81]
Teny mitovy hevitra mahazaka

2015/11/15