Teny iditra tadyvavarana > tadivavarana
Singan-teny tady ; vavarana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ tady vavarana ] A noose [1.2]
Ohatra Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana [2.996]
Tovy hevitra tady voavarana
Kamban-teny