Teny iditra tafaboroaka (boroaka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana anglisy used of the instrument having gone through in making a hole [Richardson 1885]
Famaritana frantsay qui est sorti, qui a abouti [Abinal 1888]
Ohatra Mandrara an' ialahy aho tsy hamela ny kibon' ialahy ho tandrifin' ny totohondriko sahala amin' izao, hoy i Lekodia, fa sao dia ho tafaboroaka any amin' ny lanivoan' ialahy any ny sandriko [Rapatsalahy: Kintana, takila 167]

2017/05/21