Teny iditra tafafindra (findra)
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra
Dikanteny anglisy   moved, removed (of itself) [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   qui s'est transporté, qui est allé ailleurs [Abinal 1888]
Ohatra  
1tsy maintsy ho tafafindra ny entana rehetra alohan' ny telo (il faut que tous les paquets aient été transportés ailleurs avant trois heures) [Malzac: Grammaire, takila 59]
2Ho tafafindra alohan' ny telo ny entana rehetra (tous les paquets auront été transportés ailleurs avant trois heures) [Malzac: Grammaire, takila 59]

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/27