Teny iditra tafafoha (foha)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana anglisy awakened [Richardson 1885]
Famaritana frantsay qui s'est levé [Abinal 1888]
Ohatra Nafana ny andro vao tafafoha aho iny maraina iny. [Andraina: I Vola, takila 53]

2015/03/27