Teny iditra tafagorobaka (gorobaka (robaka))
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   qui pénètre de part en part [Abinal 1888]
Ohatra   Niantefa teny amin'ny tehezan'i Kadadra ka tafagorobaka tany an-damosiny. [Rapatsalahy: Kintana]
Ny bikany  
tafagorobaka
tafagorobako
tafagorobakao
tafagorobany
tafagorobatsika
tafagorobakay
tafagorobakareo
tafagorobak'
tafagoroba-
tafagorobaky

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/18