Teny iditra tafahitsoka (hitsoka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy Latsaka na milentika amin' ny toerana tsy ahafahana miala: Tafahitsoka ao anatin' ny fotaka ny fiara [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31