Teny iditra tafakatra (akatra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Ascended [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui est monté, qui est en haut [1.3]
Ohatra 
1Maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo [2.470]
2Dia tafakatra ny vahoaka [2.48]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20