Teny iditra tafavoaka (voaka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Ohatra 
1Nijanona anefa ny fiara nony tafavoaka ny vohitra izahay. [Andriamalala: Ranomasina, takila 57]
2Nony tapitra tafavoaka daholo ny voatiry dimy sy enina, dia indry mamonjy mamafa ny tranon-tsoavaly I Lidy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 155]
3tafavoako ny omby (j'ai fait sortir les boeufs) [Malzac: Grammaire, takila 59]

2015/03/27