Teny iditra tafavory (vory)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Ohatra 
1tafavoriko ny mpianatra (j'ai rassemblé les élèves) [Malzac: Grammaire, takila 59]
2rahampitso amin' ny valo maraina dia ho tafavory izy rehetra (ls seront tous réunis demain matin à huit heures) [Malzac: Grammaire, takila 59]
Teny nalaina 

2015/03/27