Teny iditra | tafiana (tafy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be clothed, to be dressed. Used of the person. [1.2] | ||||||||
Ohatra | ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana.
[2.48] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tafiana io | ||||||||
Teny iditra | tafiaña | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Morondrano [1.78] | ||||||||
Fivaditsoratra | itafana, tafaina, tafiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |